| Teny iditra | 1 lositra |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fitsoahana, filefana, fandehanana an-tsokosoko
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 fleeing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 fuite, désertion, évasion
[1.3] 6 qui fuit [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
7 Manao andiany izy, ary lositra no fiarovany aina rehefa hazaina izy.
[1.38#33]
|
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how lositra |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 liostra, lositra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|