Teny iditra andraka
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Famaritana malagasy Mitovy amin' ny mandraka: Andraka androany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay jusqu' à, jusque [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mandraka

Teny iditra andraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Tankarana] retomber sur un autre, se perpétuer. [David 1952 (takila A)]

2017/03/10