Teny iditra andramena (andrana, mena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'arbre, bois de rose. [1.19]
 Appellation botanique: Dalbergia louvilii [2.612]
  [Betsimisaraka] ( andrana : essai, épreuve, coup de hache léger donné par les bûcheron, au passage, pour reconnaître la couleur d'un bois, et mena = rouge). Dalbergia sp. (Fabaceae). L'un des "palissandres". Beau bois de menuiserie. [1.196]
Anarana siantifika Dalbergia sp.
Ohatra Sambo ampolony maro no nivezivezy nitatitra bolongan-kazo sarobidy, indrindra ny andramena. [4.27]
Voambolana 
Tovy hevitra hitsika ~ volombodipona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31