|
|
|
|

Teny iditra1  andramena
Fototeny  2  andrana, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre, bois de rose.
5  [2.612] appellation botanique: Dalbergia louvilii
6  [1.196] (andrana : essai, épreuve, coup de hache léger donné par les bûcheron, au passage, pour reconnaître la couleur d'un bois, et mena = rouge). Dalbergia sp. (Fabaceae). L'un des "palissandres". Beau bois de menuiserie. [Betsimisaraka]
Ohatra  7  Sambo ampolony maro no nivezivezy nitatitra bolongan-kazo sarobidy, indrindra ny andramena. [4.27]
Voambolana  8  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  9  hitsika, volombodipona
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  amendrana, andramena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31