|
|
|
|

Teny iditra1  andrandraina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao
Takarina amin' ny maso: Andrandrao ny haavon' irỳ tendrombohitra
Antenaina, alehan' ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain' ny Malagasy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be raised, to be erected, as the head; also used in speaking of the things seen by an erect look.
5  [1.7] to be raised; to be looked at from below, to be looked up to
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on lève; vers quoi on lève la tête; qu'on espère
Ohatra  7  [2.4#] Andro andrandraina amin' ny herinandro.
Fototeny  8  andrandra
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny andrandraina io

Fivaditsoratra  14  andrandraina, andrandranay, iandrandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21