Teny iditra andrandra (andra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijerena ambony mampitraka ny loha mba hitazanana ny avo, fikasana sy faniriana hanatratra na ho tonga eo amin' ny toerana iray ambony tadiavina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy erectness, uprightness of mien. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay érection de la tête, l'action de regarder le ciel [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra andrandra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay espoir, attente [Abinal 1888]
 action d'espérer [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

Teny iditra andrandra
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy the name of a water-fowl. [Richardson 1885]
Voambolana 

2019/08/17