|
|
|
|

Teny iditra1  Andrangovato
Singan-teny  2  rango, vato
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4  -- Sendra vodihazo ialofana Ingahy Ravokatra avy ery andrangovato ka manara-po ery amin' ny fitazanana ny fivezivezen' ny olona. [2.470]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25