Teny iditra rango
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Lava mahia, lava manify [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay long et maigre [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny rango ity (2): Andrangoloaka, Andrangovato

Teny iditra rango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan-tononkira miady rima mitanisanisa zavatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra rango
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana anglisy  [Provincial] a word for anefa [Richardson 1885]

2015/10/22