Teny iditra andranobe (any, rano, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana [1.1]
Ohatra dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely [2.48]
Voambolana 
Ohabolana 

Teny iditra Andranobe (rano, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -24.4, 46.3666667
-20.9, 44.7166667
-19.3666667, 44.9166667
-18.7666667, 44.6666667
-17.6166667, 45.25
-17.45, 48.3833333
-17.3666667, 45.4666667
-14.5166667, 48.2333333

Teny iditra Andranobe (rano, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy [1.11]
Voambolana 

Teny iditra Andranobe (rano, be)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Tributary of the right bank of the Ikopa river [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Affluent de la rive droite de l' Ikopa [3.1]
Voambolana 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31