Teny iditra | andrareza | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry totoina atao vovoka famotsia nify ( Trema orientalis) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Tanala] (de andra : action de lever la tête, la couronne pour un arbre et reza : action de se balancer lentement) Trema orientalis (L.) Blume (Cannabaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Trema orientalis | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |