|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  andra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza fitrakan' ny loha hijery ny ambony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  action de lever la tête, les yeux [1.3]
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/6)11  andra
Sokajin-teny  12  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13  Fetsy ratsy, konjo: Andra lahy, andra vavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15  libertin, mauvais sujet [1.3]
16  libertin, homme qui déploie une grande activité sexuelle [1.196]

Teny iditra (3/6)17  andra
Sokajin-teny  18  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  19  moa? Va? Angaha? [Bara] [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  20  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (4/6)21  andra
Sokajin-teny  22  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  23  nefa [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  24  pourtant, même, donc [Taisaka] [1.82]
Tsanganana sy sary iray takila  25  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (5/6)26  andra
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny frantsay  28  goût [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (6/6)29  andra
Sokajin-teny  30  anarana
Fanazavàna teny frantsay  31  (andracette plante était réputée "mâle" dans l'ancienne cosmogonie malgache). Dioscorea fandra H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule comestible. [Mahafaly] [1.196]
Voambolana  32  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/06