|
|
|
|

Teny iditra1  andrasana
Fototeny  2  andry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy
5  Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io
6  Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy
7  Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to be watched, to be waited for [1.2, 1.7]
9  to be tended; to be expected. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Ohatra  11  andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
12  andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  17  andrazana
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny andrasana io

Fivaditsoratra  19  andranasa, andrasana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21