Teny iditra | 1 andraso |
Fototeny | 2 andry |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andrasana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] |
Ohatra |
6 andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy [1.1] 7 andraso eto aho vetivety. [2.471] 8 andraso eto vetivety aho! [2.529] 9 andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [2.314] 10 andraso aloha fa sao misy hevitra hafa. [2.472] |
Tsipelina hafa | 11 andrazo |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny andraso io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |