Teny iditra andriamanidahy (andry, hanitra, lahy)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Tsy hita tena kanefa manana aina, ka ny feony ihany no fantatry ny mahalala azy: andriamanidahy, andriamanibavy nirahin' Andriamanitra hampivavaka ny olona. [2.296]
2Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296]
Haiendriteny 
Tsotra : andriamanidahy, andriamanidahiko, andriamanidahinao, andriamanidahiny, andriamanidahintsika, andriamanidahinay, andriamanidahinareo, andriamanidahin', andriamanidahin-, andriamanidahim-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31