|
|
|
|

Teny iditra1  andriamanjaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny mpanjaka, lahy na vavy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [manjaka, root zaka, reigning.] The reigning sovereign.
5  [1.7] a king or queen
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] roi, reine
Voambolana  7  Pôlitika
Singan-teny  8  andriana, manjaka
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny andriamanjaka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07