Teny iditra | 1 andriamanjaka |
Singan-teny | 2 andriana, manjaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Teny enti-milaza ny mpanjaka, lahy na vavy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [manjaka, root zaka, reigning.] The reigning sovereign. 6 [1.7] a king or queen |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] roi, reine |
Voambolana |
8 Pôlitika |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny andriamanjaka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |