|
|
|
|

Teny iditra1  andriambaventy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manam-boninahitra lehibe fahiny niadidy ny raharaham-pitsarana. (Tamin' ny andro nanjakan-dRadama, ny vadintany fony tamin' Andrianampoinimerina ihany no novany ho andriambaventy)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [vaventy, large.] The judges.
Singan-teny  5  andriana, vaventy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07