Teny iditra andriamparany (andriana, fara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny fanajana ilazana ny zanakalahy farany, ny faralahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The name of the youngest son of a family. [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/10/22