Teny iditra Andriampenitra
Singan-teny andriana ; fenitra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Razamben 'ny Tankaratra, nonina teo amin' ny tendrony anankiray amin' Ankaratra, ka noheverin' ny Ntaolo sy ny tenany fa teo afovoan' ny Nosy, toy ny heveran' ny tany Imamo an-Andriambahoaka -- afovoan' ny tany teo Itasy fa izy no ao amin' ny tena foiben' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tribe living near the Ankaratra mountains, who say they live in the very centre of the island. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'une caste [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14