Teny iditra | 1 andrianify |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ireo nify anoloana efatra ambony, efatra ambany 4 [1.13] nify anoloana |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] incisive |
Voambolana |
6 Haiaina |
Singan-teny | 7 andriana, nify |
Tovy hevitra | 8 lahinify |
Fivaditsoratra | 9 andrianify, fiandriany, ifandirany, ifindranay, nifadirany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |