|
|
|
|

Teny iditra1  androatokony (ana)
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny anglisy  4  two thirds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  les deux tiers [1.8]
Ohatra  6  Fa "mpitari-bato tsy mihoraka, very ny androatokon'|androatokom aina" ary "mpifankatia tsy miresaka, very ny androatokon'|androatokom-pihavanana". [2.296]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny androatokony io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31