Teny iditra andro hafa (andro, hafa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2009/10/06