|
|
|
|

Teny iditra1  andro hafa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany
Voambolana  4  Fotoana
Singan-teny  5  andro, hafa

Fivaditsoratra  6  afandraho, andro hafa, handarofa, handraofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07