|
|
|
|

Teny iditra1  androndolo
Singan-teny  2  andro, lolo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] andro mitsilopilopy tsy mazava tsara, na ilay maraina menamena iny ny vodilanitra, na ilay sady misy andro mipoaka no avy ny orana
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#6543] Au moment des esprits, le matin au lever du soleil lorsque l'horizon est rouge
Voambolana  6  Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07