|
|
|
|

Teny iditra1  Andropogon    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Andropogon  ahitrakanga
Andropogon eucomus  bozaka
Andropogon huillensis  kipepaka
Andropogon intermedius  masira
Andropogon nardus  veromanitra
Andropogon trichozygus  ahiborisoa, ahikakonga, ahitrakanga, siravazaha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/04