Teny iditra veromanitra
Singan-teny vero ; manitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bero mani-dravina izay anaovan' ny olona fisotro toy ny dite ka manapahita tory tsara(Andropogon Schoenantus) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Lemongrass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Citronnelle [1.8]
  [Merina] (de vero et manitra : parfumé). Cymbopogon citratus (DC.) Stapf (Poaceae) ; appelé couramment « Citronnelle » ou « Lemon grass » ; cultivé comme plante à parfum notamment à Nosy be. Son essence est commercialisée sous le nom d'essence de citronnelle. D'après Malzac, une autre Graminée à parfum, le nard, Andropogon nardus L. (Poaceae), aurait également été introduite et cultivée. Nous n'avons trouvé aucune mention récente de cette espèce. [1.196]
Anarana siantifika Andropogon nardus, Cymbopogon citratus
Ohatra kasy sy veromanitra no nanefany ny volanao aminy [2.996]
Voambolana 
Lohateny Ilay Veromanitra (Rafanoharana)
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26