Teny iditra | 1 andro tsy maty |
Singan-teny | 2 andro, tsy, maty |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] andro fifaliam-be ka samy mahazo manao izay tiany amin' ny fanaranam-po ny olona rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][androtsimaty] A day granted for general sensual indulgence |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22 |