Teny iditra | anelanelam > anelanelana | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | See elanelana. [1.2] | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny anelanelana io | |||