|
|
|
|

Teny iditra1  anetsiny
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#H198] ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity anketsiny
Ohatra  4  [2.508#481] anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany
Fototeny  5  hetsy
Tsipelina hafa  6  anketsiny

Fivaditsoratra  7  anetsiny, itsenany, tsenainy, tsy enina

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02