Teny iditra | 1 angaboribory |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] karazan' angatra mahatonga hampihantona ny fivalanan-drano sy ny fivalanana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [boribory, round.] Suppression of urine, ischury. |
Ohatra |
5 [2.424#] Ho an'ny angaboribory, ampiasao ny iray amin'ireto: ceftriaxone, tsindrona 125 mg. |
Voambolana |
6 Fahasalamana |
Singan-teny | 7 angatra, boribory |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |