Teny iditra angady be lela
Singan-teny angady ; be lela
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Angady lehibe ny lelany
Fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20