Teny iditra | 1 angady be lela |
Singan-teny | 2 angady, be lela |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] angady lehibe ny lelany fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana |
Tsipelina hafa | 5 fangadybelela |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |