Teny iditra | 1 angamamy |
Singan-teny | 2 angatra, mamy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] aretina mpahazo ny ankizy fatra-pihinan-java-mamy, mahatonga azy hahatsiaro mangirifiry rehefa mivalan-drano |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 6 amangiam, angamamy, mamangia, managiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |