Teny iditra | 1 angamba |
Sokajin-teny | 2 tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 see anGAha [1.2] |
Ohatra |
5 Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy. [2.324] 6 Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [2.470] 7 angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [2.471] |
Sampanteny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny tambinteny rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |