Teny iditra angamenavava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-kafa ilazana ny rameva [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a camel [Richardson 1885]
Famaritana frantsay dromadaire [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Mpanahaka  angamia ~ rameva
Teny nalaina 

Teny iditra angamenavava
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bibikely toa misy afo mazava amin' ny alina. Roa karazana izy ireny:
¶ -- ny iray irony hita eny am-pefiloha ka ataon' ny Vahiny hoe Glow worm na kankana misy afo, fa aty amintsika kosa ataon' ny olona hoe Tainkankana;
¶ -- ny iray hafa kosa irony manidintsidina amin' ny alina, izay misy afo mitselatselatra sahala amin' ny jiro avy ao ambany elany (Fire fly) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the fire-fly [Richardson 1885]
 a firefly [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ver luisant [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay luciole [3.1]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Mpanahaka  tainkankana

2012/10/22