Teny iditra angata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fahalovan' ny nify, izay mazàna hita amin' ny ankizy: Nify lanin' ny angata [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra angata
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Rajemisa 1985]
Tsipelina hafa 

2012/10/22