Teny iditra angaty
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] sifotra [Rakotosaona 1972]
  [Merina] Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a spiral black fresh-water shell. (Prov.) [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra angata

2009/02/23