|
|
|
|

Teny iditra1  angavoady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-kazo misy poizina ny voany sy ny hodiny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de angatra : puissance maléfique et voady : promis en offrande) Thecacoris cometia Leandri (Phyllanthaceae). Fruits toxiques. [Betsimisaraka]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo
Fototeny  6  angatra, voady
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  8  angavoady, angavodia, gavodiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03