Teny iditra | voady | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fametrahan-teny hanao zavatra iray raha tahiny ka tanteraka izay tadiavina na irina: Manefa ny voady nataony Baba Fianianana na fanomezan-toky eo imason' ny solontenan' ny Eglizy: Manao voadin' ny fanekena sy fahantrana ary fahadiovana ny relijiozy [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A vow [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Voeu [1.3, 1.8] | ||||||||||||
Offrande promised par voeu, ferme résolution [1.3] | |||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: voady ao amin' ny Baiboly | ||||||||||||
Fivaditsoratra | adivo, avido, diavo, divao, vadio, voady |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |