Teny iditra (1/2) | 1 angelinkary |
Fototeny | 2 angely, kary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] karazan' angely mivelona ao an-trano, indrindra fa ao amin' ny efitrano fandrahoan-tsakafo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a species of angely which chirps in the night |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [2.415] grillon domestique |
Voambolana |
7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny angelinkary io |
Teny iditra (2/2) | 9 angelinkary |
Fototeny | 10 angely, kary |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [2.414] fripon |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |