Teny iditra | 1 angeso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |