|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angilo
Fototeny  2  ngilo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Entina mahangilo, ampiasaina mba hahamainty
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#452] ce dont on se sert pour rendre noir et luisant
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  angilo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Anaran' ny voatabiha ankapobeny
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] (de angilo : de couleur sombre et brillante, comme les objets vernis ou passés au cirage). Nom souvent donné à la Tomate, Lycopersicon esculentum Mill. (Solanaceae). Plante potagère bien connue. Les jardiniers malgaches distinguent : angilobe, angilofonakoho et angilombazaha. [Merina]
Voambolana  14  Haizavamaniry: anana
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  angilo, angoly, laingo, langoi, langoy, longia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02