Teny iditra ngilo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mainty somary mangirangirana, mamiratra, ohatra ny kiraro verinia mainty. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy bright black [Richardson 1885]
Sampanteny 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31