Teny iditra angoa
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Famaritana malagasy sao, fandrao [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay de crainte que [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra andrao ~ fandrao ~ sangoa ~ sao
Ohatra Aza mihinana ireo voankazo manta ireo angoa marary eo ianao [Rajemisa 1985]

2016/03/06