Teny iditra | fandrao | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny entina milaza fanahiana na tahotra Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [fa and andrao.] Lest, for fear that. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | De peur que. Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12] | |
Mpanahaka | andrao ~ fandroa ~ mba ~ ndrao ~ sangoa | |
Fivaditsoratra | fa-drano, fandaro, fandrao, fandroa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |