|
|
|
|

Teny iditra1  angoa
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] sao, fandrao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] de crainte que
Ohatra  5  Aza mihinana ireo voankazo manta ireo angoa marary eo ianao [1.1]
Tovy hevitra  6  andrao, fandrao, sangoa, sao

Fivaditsoratra  7  agano, agaon, agoan, agona, angao, angoa, aonga, gaona, goana, nagao, nagoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21