Teny iditra (1/3) | 1 angoaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
jorery; mavo tanora izay nefa poa-katy ny vodiny be feo kokoa nohon'ny jorery tsotra: Ratsy feo koa feon'angoaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] an insect |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.6] [Tanala]
genre de cigale |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Mpanahaka | 7 jorery |
Teny iditra (2/3) | 8 angoaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Karazan-tsahona madinika manana feo somary mafy manokana izay |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] a large tree-frog |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.3] (vieux) espèce de grenouille |
Voambolana |
13 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 16 angoaka |
Sokajin-teny | 17 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.19] [Tankarana]
avec colère. |
Fivaditsoratra | 19 akangao, angoaka, aongaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |