Teny iditra jorery
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bibikely maneno eny ambony hazo mba hitsentsefany ny ranonkazo (amin' ny fahavaratra ny jorerilahy maneno mafy sady lavareny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy The name of an insect, a species of cicada, that makes an exceedingly shrill sound [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Cigale [Abinal 1888, Veyrières 1913]
Famaritana frantsay Cigale (plusieurs espèces dont Yanga gr [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
 Cigale: Mikiririoka ny jorery, la [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]
Voambolana 
Anarana siantifika Cicadidae, Yanga grandidieri
Mpanahaka  angoaka
Teny nalaina 

Teny iditra jorery
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay qui crie fort [Abinal 1888]
Famaritana frantsay Se disait des gens criant fort [Veyrières 1913]

Teny iditra jorery
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy malahelo, manjoretra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy weak, feeble [Richardson 1885]
Famaritana frantsay morne et faible ou débile [Abinal 1888]
 un peu fou, dérangé, zinzin [Sambo 2001]

2016/06/06