Teny iditra angongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany
Mitovy hevitra: kaboka ~ koboka ~ ongongo ~ rasana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Tanala] name of a bird. Same as arosy [Richardson 1885]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  arosy ~ kaboka ~ koboka ~ rasana

Teny iditra angongo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay tas, monceau [Abinal 1888]
Sampanteny 

2012/10/22