Teny iditra manangongo (angongo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiavovona na mampitoby zavatra mitamba-be: Manangongo vato [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manangongo
nanangongo
hanangongo
manangongoa

2013/03/21